Entry | rodorodo (rodo) | |||||||||||||||
Part of speech | noun | |||||||||||||||
Explanations in Malagasy | Feo heno avy amin' ny famindran' olona na andiam-biby maro miaraka, na avy amin' ny firimorimon-javatra mandeha haingana. Hamaikana, hadodonana [1.1] | |||||||||||||||
Examples | Nohenoiko ny fanakaikezan' ny rodorodo.
[2.4] | |||||||||||||||
Derivatives |
| |||||||||||||||
Anagrams | dorodoro, rodorodo |
Updated on 2020/07/31 |