Entry rodahina (rodaka)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Lanilanina foana, tobatobaina: Norodahiny ny lova napetraky ny ray aman-dreniny ka vetivety foana dia nahantra izy [1.1]
Explanations in French Qu'on prodigue [1.3]
Morphology 
Present : rodahina, rodahiko, rodahinao, rodahiny, rodahintsika, rodahinay, rodahinareo, rodahin', rodahin-, rodahim-, rodahi-
Past : norodahina, norodahiko, norodahinao, norodahiny, norodahintsika, norodahinay, norodahinareo, norodahin', norodahin-, norodahim-, norodahi-
Future : horodahina, horodahiko, horodahinao, horodahiny, horodahintsika, horodahinay, horodahinareo, horodahin', horodahin-, horodahim-, horodahi-
Imperative : rodahy

Anagrams 

Updated on 2023/01/20