|
|
|
|

Entry1  roa volo
Elementary words  2  roa, volo
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  [1.1] enti-milaza ny olona efa lehibebe ka fotsy sasaka ny volony
Enti-milaza zavatra mizara roa: "Tsy tiako, hoy Andrianampoinimerina, Imerina raha manao akanga roa volo"

Updated on 2023/01/01