| Entry | 1 rizareo |
| Part of speech | 2 pronoun [Full list] |
| Explanations in Malagasy |
3 Enti-manondro olona maro
[1.1] |
| Examples |
4 Resy rizareo any Imady!
[2.270#100]
5 Tsy tonga mihitsy rizareo. [2.332#90] 6 Tonga nanao sovoka alina an' Ambohimanga rizareo; [2.113#33] |
| Morphology |
|
| Tables and plates |
9 label='pns' run='pronouns?w=rizareo' /> |
| Updated on 2026/02/26 |
|