Entry rivo-doza (rivotra, loza)
Part of speech expression
Malagasy definition rivotra mafy fitsoka ary mazàna arahin' orana ka mandevona sy manimba zavatra maro [Rajemisa 1985]
 rivo-mahery miforona any afovoan-dranomasina arahina orambe ka mitera-doza [SLP 1986]
French definition cyclone [SLP 1986]
Vocabulary 
Synonyms rivo-mahery
Compound words, titles, names 
Examples 
1Sady amin' izay nitondra rivotra toy (toa) rivodoza. [FOFAFIPE: Haivola, page 51]
2Voalohany, izy dia hazo tsy mamony raha tsy amin’ny taona nandalovan’ny rivodoza; [SeFaFi ]
Quotes 
Illustrations 

Entry Rivo-doza
Part of speech name (book or play title)
Author Rajemisa-Raolison Régis
Publisher 
Vocabulary 
Tables and plates All the titles

2020/01/26