Entry rivo-doza
Elementary words rivo- (rivotra) ; loza
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Rivotra mafy fitsoka ary mazàna arahin' orana ka mandevona sy manimba zavatra maro [1.1]
 Rivo-mahery miforona any afovoan-dranomasina arahina orambe ka mitera-doza [1.13]
Explanations in French Cyclone [1.13]
Examples 
1Sady amin' izay nitondra rivotra toy (toa) rivodoza. [2.445]
2Voalohany, izy dia hazo tsy mamony raha tsy amin’ny taona nandalovan’ny rivodoza; [4.27]
3Nandrava trano mora vao naorina teny Alakamisy Anosiala ilay rivodoza Giovanna. Trano 91 tamin'ny zato no rava [4.14;2012/02/18]
Vocabulary 
Synonyms rivo-mahery
Titles Rivo-doza (Rajemisa-Raolison Régis)
Illustrations 

Entry Rivo-doza
Elementary words rivo-doza
Part of speech name (play) [full list]
Author Rajemisa-Raolison Régis
Publishings 
Vocabulary 
Tables and plates All the titles

Updated on 2023/12/05