Entry | 1 ritina |
Root | 2 ritra |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Alana ny rano ao aminy: Tokony horitina ity farihy ity fa tsy mahasalama Andrahoina amin' ny fanaovana izay hahalasa fofona ny rano andrahoana azy: Tsara ny hena ritina |
Explanations in English |
5 [1.7] to be dried up, to be cooked till all the water is gone |
Explanations in French |
6 [1.8] qu'on dessèche ; qu'on fait cuire jusqu'à ce que le liquide soit evaporé |
Morphology |
|
Anagrams | 11 itarin, nitari, nitary, nitria, raniti, riatin, ritina, tairin, tariny |
Updated on 2023/01/20 |