Entry | 1 ripaka |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 Nahavoazana betsaka (voly na biby ompiana miampatrampatra noho ny aretina, na vono, na fikapana, na loza samihafa): Ripaky ny tafiodrivotra ny zanakazo betsaka tao an-tanimboliko 4 Maty daholo, lany ringana: Ripaky ny barika ny akohon' i Naivo ka nalahelo aoka izany izy [1.1] |
Explanations in English |
5 destroyed in large numbers [1.7] |
Explanations in French |
6 couché ou exterminé en masse [1.8] |
Derivatives |
|
Anagrams | 12 pikara, ripaka |
Updated on 2020/07/31 |