Entry rijanteny (rija, teny)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy texte [Rakotonaivo 1993]
Morphology 
rijanteny
rijanteniko
rijanteninao
rijanteniny
rijantenintsika
rijanteninay
rijanteninareo
rijantenin'
rijantenin-
rijantenim-
-drijanteny
-drijanteniko
-drijanteninao
-drijanteniny
-drijantenintsika
-drijanteninay
-drijanteninareo
-drijantenin'
-drijantenin-
-drijantenim-
Examples 
1Amin’ny maha fikambanana ao anatin’ny fiarahamonimpirenena azy, ny SeFaFi dia tsy afaka hankatoa na handà ny rijanteny amin’io Lalàmpanorenana vaovao io. [SeFaFi , 2007/03/21]
2Taorian’ny fitondran’olon-tokana tamin’ny Repoblika Faharoa, ireo nandrafitra ny rijantenin’ny Lalàmpanorenan’ny Repoblika Fahatelo dia te hametraka amin’ny toerana ny tena fitondrana demokratika. [SeFaFi , 2008/10/17]

Updated on 2020/07/31