| Entry | 1 rigby |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 Lalao fanatanjahan-tena karazana foty, saingy azo lalaovina amin' ny tanana sy ny tongotra ary baolina lavalava no ampiasaina aminy. Ny mpilalao rigby-16 na 13 an-daniny avy -- dia mifaninana ny hitondra an-tanana ny baolina ka manindry azy ambadiky ny tsipika mamaritra ny tanin' ny an-kilany, na mandaka azy handalo ambonin' ny tsatokazony
[1.1] |
| Vocabulary | 4 Game |
| Updated on 2025/09/12 |
|