Entry rezareza (reza)
Part of speech noun
Malagasy definition Fandeha valabalaka tsy maka sarotra; famindra miadana sy feno filaminana toy ny mitaritaritongotra [Rajemisa 1985]
Derivations 
Synonyms reza

2009/10/22