Entry reona
Part of speech noun
Malagasy definition Ny feon-javamaneno maro na ny mpihira betsaka indray miaraka. Enti-milaza koa ny feon' ny kotrok' orana manakoako manao lavareny. [Rajemisa 1985]
Vocabulary 
Derivations 
Synonyms reondreona

2009/10/10