|
|
|
|

Entry 1  renty
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3 Ravaka na haingo manaitra mamirapiratra: Be renty loatra ity trano ity ka tsy tiako indray
4 Teny marevaka feno sarin-teny sy angolam-pitenenana: Be renty izany raha lahateny
5 Haingonkaingony, angolankira: Hira feno renty [1.1]
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Relative verbs :
Nouns :
Adjectives :
Combinations  25  1 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word renty

Updated on 2026/04/20