Entry | 1 renin-jaza |
Elementary words | 2 reny, zaza |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] niantsoana fahizay ny renin' ny zaza natao hasoavana ilazana ny renin-drazazavavy amin' ny fotoana fampakarana iantsoana ny mpampivelona na ny mpanome tambavy |
Explanations in French |
5 [1.3#525] celle qui est la mère d'un enfant à la circoncision celle qui donne sa fille en mariage sage-femme |
Examples |
6 Hampiasa dia, hono, hahamora fiterahana, hoy ny reninjaza. [2.528#] 7 nasiana trano tsihy io faritra io, dia tao ny reny sy vehi-vavy vitsivitsy no natrehin' ny reninjaza na mpampivelona fahizany: nampiteraka sy niteraka. [2.245#] |
Vocabulary |
8 Relationships: family 9 Health |
Updated on 2023/04/16 |