|
|
|
|

Entry1  renin-jaza
Elementary words  2  reny, zaza
Part of speech  3  noun
Vocabulary  4  Relationships: family
5  Health
Explanations in Malagasy  6  niantsoana fahizay ny renin' ny zaza natao hasoavana
7  ilazana ny renin-drazazavavy amin' ny fotoana fampakarana
8  iantsoana ny mpampivelona na ny mpanome tambavy [1.1]
Explanations in French  9  celle qui est la mère d'un enfant à la circoncision
10  celle qui donne sa fille en mariage
11  sage-femme [1.3#525]
Examples  12  Hampiasa dia, hono, hahamora fiterahana, hoy ny reninjaza. [2.528#]
13  nasiana trano tsihy io faritra io, dia tao ny reny sy vehi-vavy vitsivitsy no natrehin' ny reninjaza na mpampivelona fahizany: nampiteraka sy niteraka. [2.245#]

Updated on 2023/04/16