| Entry | 1 rejisitra |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 Boky fitanana anarana
[1.1] |
| Examples |
4 Izay lany dia nitondra ny karany eo amin' ny latabatra anankiray izay nisy naka ny anarany sy ny fonenany ary nitana izany tamin' ny rejisitra teo anoloany.
[2.472]
|
| Updated on 2025/09/12 |
|