Entry rediredy
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Teniteny be tsy misy heviny; fimenomenonana tsy misy fiatoana: Ny an-dRangahy io koa, rediredy foana; aiza ka hamidiko aminy masonkarena, hono, ity zavatra nanahirana ahy izaitsizy ity [1.1]
Derivatives 
Proverbs 

Updated on 2020/07/31