Entry Ravalison Edmond
Elementary words Ravalison ; Edmond
Part of speech name (anthroponym) [full list]
Examples 
1Nalainay tao amin' ny Hatolotra an' iza ny Nosintsika nosoratan-dRavalison Edmond ity sombina tantara filalao ity. [2.285]
2Mpanoratra efa fanta-daza - izay tsy iza fa Edmond Ravalison (teraka tamin' ny 24 Mey 1926) - no nanoratra ireto sombin-tantara roa mifanesy ireto, izay nalainay tamin' ny tantara iray tsy mbola vita boky, nefa noheverinay fa mendrika haseho eto noho izy ahitana taratry ny fiainana ary fahaiza-mitantara saika manakaiky ny tonga lafatra [2.313]
Vocabulary 
Literary works Andriamatoa Ratsilefilaza
Ilay atodiorokoroka sy ireo mpandroaka sarety

Updated on 2023/11/20