|
|
|
|

Entry1  ratsy
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Tsy tsara tarehy, mahasosotra ny mijery azy: Ratsy ny satroko noho ny anao
Tsy manan-toetra tsara, tsy mamy, tsy mahasalama, tsy manjary...: Ratsy izany mofo izany
Ratsy ity trano ity fa sady maizimaizina no tsy mahazo rivotra
Olona fatra-panimba ny sasany, mamohehatra: Tsy sahy mandeha amin' ity lalana ity aho fa be olon-dratsy, hono, eto ho eto.
Explanations in English  4  [1.7] bad; wicked
Explanations in French  5  [1.3#516, 1.8] mauvais
6  [1.3#516] méchant, de mauvaise qualité, nuisible, laid, vilain
Examples  7  Ary ny alarobia, tonon' andro ratsy; [2.48]
8  Niteny ratsy tamiko izy, hoy Feno. [2.472]
9  Tsy nitsahatra teo anefa ny asa ratsin-dRakoto. [2.285#285]
10  Ka inona no tetik' ady ratsiny, araka ny voalaza taminao? [2.643#187]
11  Maty I Solo, maty noho ny anjara ratsin' ny fianakavianay. [2.472#162]
12  Nefa tsy afa-maina fa ahazoanao dimam-polo miampy izay valisoa omen' ny mpividy ity nama-ratsinao. [2.323#8]
Morphology 
13  Simple :
14  Prefixed :
Derivatives 
15  Active verbs :
16  Passive verbs :
17  Relative verbs :
18  Names :
19  Adjectives :
Antonyms  20  tsara
Analogs  21  ratsiratsy, tsizarizary, tsy tsara, tsy manahoana, eo ho eo, benahoana, tsy vanona, tsy mahomby, tsy manjary, fatritran-javatra
Compound words 
Phytonyms 
Ethnonyms 
Proverbs  100  Proverbs containing the word ratsy

Anagrams  101  ratsi, ratsy, satri, satry, sitra

Updated on 2023/05/15