Entry | 1 ratsy fiaina |
Part of speech | 2 locution |
Explanations in Malagasy |
3 Olona tsy menatra, tsy valahara, mpivaro-tena, mivelona amin' ny halatra sy ny hafetsifetsena isan-karazany [1.1] |
Explanations in French |
4 Qui a mauvais caractère, bourru, dont la conduite est peu régulière [1.3] |
Synonyms | 5 ratsy fitondran-tena |
Elementary words | 6 ratsy, fiaina |
Updated on 2023/01/01 |