Entry | ratsiny > ratsina (ratsy) | ||||||||
Part of speech | passive verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Matao tonga ratsy [1.1] | ||||||||
Explanations in French | Qu'on rend mauvais, laid, vilain [1.3] | ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Anagrams | an-tsary, ranitsa, ratsina, sanatry, sañitra, santria, satrina, sitrana, tsiraña |
Entry | ratsiny > ratsy | |||||||||||||||
Part of speech | adjective | |||||||||||||||
Explanations in Malagasy | Tsy tsara tarehy, mahasosotra ny mijery azy: Ratsy ny satroko noho ny anao Tsy manan-toetra tsara, tsy mamy, tsy mahasalama, tsy manjary...: Ratsy izany mofo izany Ratsy ity trano ity fa sady maizimaizina no tsy mahazo rivotra Olona fatra-panimba ny sasany, mamohehatra: Tsy sahy mandeha amin' ity lalana ity aho fa be olon-dratsy, hono, eto ho eto. [1.1] | |||||||||||||||
Explanations in English | Bad; wicked [1.7] | |||||||||||||||
Explanations in French | Mauvais [1.3, 1.8] | |||||||||||||||
Méchant, de mauvaise qualité, nuisible, laid, vilain [1.3] | ||||||||||||||||
Examples |
| |||||||||||||||
Morphology |
| |||||||||||||||
Derivatives |
| |||||||||||||||
Antonyms | tsara | |||||||||||||||
Compound words |
| |||||||||||||||
Phytonyms |
| |||||||||||||||
Ethnonyms |
| |||||||||||||||
Proverbs | Proverbs containing the word ratsy | |||||||||||||||
Anagrams | ratsy, satry, sitra |