Entry Ratsimiseta Jasmina
Elementary words Ratsimiseta ; Jasmina
Part of speech name (anthroponym) [full list]
Explanations in Malagasy Ratsimiseta Jasmina (1890-1946) ( Trézan) [3.1]
 Mpanoratra fanta-daza ary maro sampana, fa sady mpanao gazety marani-tsaina no mpanao adirima kingalahy no mpanoratra teatra mahafinaritra [2.313]
Explanations in French Publiciste d'une vaste culture, à la fois poète, journaliste et auteur dramatique [1.11]
Vocabulary 
Literary works Dobla efatra
Izay mananda no resy
Ny tsy amoizako azy
Nofiko, hono!

Updated on 2023/11/20