Entry | 1 ratraina |
Root | 2 ratra |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Asana ratra: Noratrain' io tsofa io ny zanako Ampitondraina alahelo: Noratrainao, hono, ny fony tamin' ny nandaozanao azy tampoka |
Examples |
5 ratraina amin' ny marokoroko iny ny voan-katsaka mbola amin' ny taolany, avy eo kikisana amin' ny antsy. [2.472] |
Morphology |
|
Anagrams | 10 iraratan, iratrana, naitrara, nariatra, nirarata, nitarara, ratraina, rianatra |
Updated on 2023/01/05 |