Entry ratraina (ratra)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Asana ratra: Noratrain' io tsofa io ny zanako
Ampitondraina alahelo: Noratrainao, hono, ny fony tamin' ny nandaozanao azy tampoka [1.1]
Examples Ratraina amin' ny marokoroko iny ny voan-katsaka mbola amin' ny taolany, avy eo kikisana amin' ny antsy. [2.472]
Morphology 
Present : ratraina, ratraiko, ratrainao, ratrainy, ratraintsika, ratrainay, ratrainareo, ratrain', ratrain-, ratraim-, ratrai-
Past : noratraina, noratraiko, noratrainao, noratrainy, noratraintsika, noratrainay, noratrainareo, noratrain', noratrain-, noratraim-, noratrai-
Future : horatraina, horatraiko, horatrainao, horatrainy, horatraintsika, horatrainay, horatrainareo, horatrain', horatrain-, horatraim-, horatrai-
Imperative : ratrao

Anagrams 

Updated on 2023/01/05