Entry |
rasaina
(rasa)
|
Part of speech | passive verb
|
Malagasy definition | Didiana sy tetehina: Rasao ity omby ity [Rajemisa 1985]
|
English translation | to be cut up, to be carved [Richardson 1885]
|
French translation | qu'on découpe: Rasao ny omby (Découpez le boeuf) [Abinal 1888]
|
Morphology |
rasaina
rasaiko
rasainao
rasainy
rasaintsika
rasainay
rasainareo
rasain'
rasain-
rasaim-
rasai-
| |
norasaina
norasaiko
norasainao
norasainy
norasaintsika
norasainay
norasainareo
norasain'
norasain-
norasaim-
norasai-
| |
horasaina
horasaiko
horasainao
horasainy
horasaintsika
horasainay
horasainareo
horasain'
horasain-
horasaim-
horasai-
| |
rasao | |
|
Compound words, titles, names |
|
Examples | ary nisy omby vitsy vitsy nodorany, kanefa tsy norasainy tsy akory ka natsangany toy ny omby velona, nasieny vonin-kazo. [Cohen-Bessy: Rakotovao, page 78]
|
Quotes |
|