Entry raraka
Part of speech participle
Malagasy definition Teny ilazana rano na voan-javatra mianjera ka miparitaka, na fofona vaky ka miely, very: Raraka daholo ilay menaka vao novidina / Raraka tao amin' ny tany ny fotsimbary
¶ Tsy afa-panadinana: Raraka indray Rabe tamin' ny fanadinana farany tao. [Rajemisa 1985]
English definition spilled, scattered [Hallanger 1973]
French definition éparpillé [Hallanger 1974]
Derivations 
Morphology 
raraka
rarako
rarakao
rarany
raratsika
rarakay
rarakareo
rarak'
rara-
raraka
rarako
rarakao
rarany
raratsika
rarakay
rarakareo
rarak'
rara-
ho raraka
ho rarako
ho rarakao
ho rarany
ho raratsika
ho rarakay
ho rarakareo
ho rarak'
ho rara-
Compound words, titles, names 

2017/05/19