Entry rarahana (raraka)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Asiana zavatra milatsaka mikorotsaka eo amboniny: Rarahana tain-kafe ny ngorodona alohan' ny hiborisiana azy [1.1]
Morphology 
Present : rarahana, rarahako, rarahanao, rarahany, rarahantsika, rarahanay, rarahanareo, rarahan', rarahan-, raraham-, raraha-
Past : norarahana, norarahako, norarahanao, norarahany, norarahantsika, norarahanay, norarahanareo, norarahan', norarahan-, noraraham-, noraraha-
Future : horarahana, horarahako, horarahanao, horarahany, horarahantsika, horarahanay, horarahanareo, horarahan', horarahan-, horaraham-, horaraha-
Imperative : raraho
Other spellings 

Anagrams 

Updated on 2023/01/20