Entry | raotina (raotra) | ||||||||
Part of speech | passive verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Hanin' ny biby (ahitra, vilona): Noraotin' ny ombinareo ny katsako ka tsy manaiky aho Tapahina amin' ny antsy: Noraotin' ireo ankizy ireo ny vilona teto Hogoina, saratsarahina mba hitsikerakera: Noraotiny tamin' ny fandraotra ny volony talohan' ny hivoahany Tenenina, levilevena, kapohina mafy: Horaotiko mihitsy ilay karilahy iny raha vao tonga [1.1] | ||||||||
Explanations in English | See Raotra [1.2] | ||||||||
To be carded; to be raked [1.7] | |||||||||
Explanations in French | Qu'on carde; qu'on ratisse [1.8] | ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Compound words |
| ||||||||
Proverbs | Proverbs containing the word raotina | ||||||||
Anagrams | anitaro, anoraty, aonitra, iantrao, iatrano, natiora, oritana, raotina, roatina, taraino |
Updated on 2023/01/20 |