Entry (1/3) | 1 ranitra |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Toetran' ny zavatra manify dia manify ka mahadidy na mitsilotsilo ka mahaloaka |
Explanations in English |
4 [1.2] sharpness, keenness of edge. See rangitra 5 [1.7] sharpness |
Explanations in French |
6 [1.3#508] état de ce qui est aiguisé, effilé comme un tranchant, état de ce qui est pointu comme une lance 7 [1.8] état de ce qui est bien tranchant |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Phytonyms |
|
Entry (2/3) | 15 ranitra |
Part of speech | 16 noun |
Explanations in Malagasy |
17 [1.78] [Tambahoaka]
[rañitra] sakaiza ara-pitiavana, vady tokantranomaso 18 [1.1] Vady tsy aradalana, vehivavy iaraha-mipetraka tsy ara-dalèna, tokantranomaso, vazo, sengy |
Explanations in French |
19 [1.3#508] concubine : celui qui entretient un concubine |
Examples |
20 Ary sanatrian' ny 'vava, raha Randriamatoa no ratsy fitondra vady, indrindra ka hanitsakitsa-bady, handehandeha amin' olon-kafa, ary hanao vady hatakalo ranitra, ka lazany izy no manam-bady, fa ny fony sy ny sainy ary ny tenany sy ny volany atolony ho an' olon-kafa : tia olon-kafa noho ny vady izany ka efa tsy olona fa biby. [2.346#30] |
Entry (3/3) | 21 Ranitra |
Part of speech | 22 name (book title) [Full list] |
Author |
23 Rajaonarison Elie |
Publishings |
24 Mitsinjo, 1992. Height: 21cm. Width: 13.5cm. Pages: 128 |
Illustrations |
|
Anagrams | 27 iratran, nariatr, niratra, ranitra, Ranitra, ratrain |
Updated on 2023/04/02 |