Entry | 1 rangaina |
Root | 2 ranga |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 ("rangavina" no fahita matetika kokoa) Takarina, tratrarina, ka izay farany avo takatry ny tanana atsangana mihoatra ny loha no lazaina amin' izany [1.1] |
Explanations in English |
5 To be attended to, to be reached with little effort; to be sought after, but with pain and hesitation, as of work not liked; as high as the hand can reach [Provincial]
[1.2] |
Morphology |
|
Other spellings | 10 rangavina |
Anagrams | 11 angarina, aringana, irangana, rangaina |
Updated on 2023/01/20 |