Entry randranina (randrana)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy (volo na tady) Atao misy ampehezany telo na maro izay ampidipidirina ho toy ny kofehy ka ireo indray ampifamatorina [1.1]
Explanations in English To be plaited, to be twisted. [1.2]
Explanations in French Qu'on entrelace, qu'on dispose habilement [1.3]
Explanations in English To tie braided [1.7]
Explanations in French Qu'on tresse [1.8]
Examples 
1randranina madinika ny volo ny reninjaza; [2.48]
2Ny lehilahy koa mbola mirandrana, ka nony mba hibaingo dia ny volo no randranina tsara. [1.437]
Morphology 
Present : randranina, randraniko, randraninao, randraniny, randranintsika, randraninay, randraninareo, randranin', randranin-, randranim-, randrani-
Past : norandranina, norandraniko, norandraninao, norandraniny, norandranintsika, norandraninay, norandraninareo, norandranin', norandranin-, norandranim-, norandrani-
Future : horandranina, horandraniko, horandraninao, horandraniny, horandranintsika, horandraninay, horandraninareo, horandranin', horandranin-, horandranim-, horandrani-
Imperative : randrano
Compound words 

Updated on 2023/08/11