Entry | 1 ranadahy |
Elementary words | 2 ry, anadahy |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Anarana anajan' ny vehivavy ny lehilahy iray tain-po aminy: Miandry andranadahy eto aho fa ho avy hitsidika aty, hono, izy Iantsoana ny vadin' ny zaobavin' ny tena koa |
Explanations in English |
5 [1.2] an appellation of respect used by a sister in addressing her brother, or by a woman in addressing any other man than her father, husband, or son. See Anadahy 6 [1.7] brother, a respectful term of address used by woman |
Explanations in French |
7 [1.8] frère, titre respectueux employé par une femme |
Examples |
8 Nahoana kosa izato ranadahy, no toa lasalasa vinany? [2.499#] 9 ny mitovy taona mifanao ranadahy sy ranabavy, ary ny mielanelana kely mifanao razoky sy razandry. [2.296#] |
Vocabulary |
10 Relationships: family 11 Forms of Address |
Anagrams | 12 andraiha, hadraina, hanadary, handaira, haridana, hiadrana, hiradana, ranadahy |
Updated on 2023/11/24 |