Entry rameva
Part of speech noun
Malagasy definition Karazam-biby mandinika avy any Asia misy trafony anankiroa. Ny rameva dia ataon' ny olona fitaingina, nefa fihinana tsara koa ny henany ary manome ronono koa aza izy; ankoatra izany, mbola azo ampiasaina ny hodiny sy ny volony. [Rajemisa 1985]
English definition A camel. See angamenavava, angamia [Richardson 1885]
French definition chameau [Rajemisa: Vakoka]
Vocabulary 
Analogues  angamenavava ~ angamia
Articles 

2017/06/29