Entry rambosana (rambo)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Samborina, sarihana amin' ny lamba na fitafiana mirefarefa eny amin' ilay olona [1.1]
Explanations in English  [Provincial] To be followed at the heels [1.2]
Explanations in French Qu’on saisit par le bas, par les franges, qu’on mord par derrière [1.3]
Morphology 
Present : rambosana, rambosako, rambosanao, rambosany, rambosantsika, rambosanay, rambosanareo, rambosan', rambosan-, rambosam-, rambosa-
Past : norambosana, norambosako, norambosanao, norambosany, norambosantsika, norambosanay, norambosanareo, norambosan', norambosan-, norambosam-, norambosa-
Future : horambosana, horambosako, horambosanao, horambosany, horambosantsika, horambosanay, horambosanareo, horambosan', horambosan-, horambosam-, horambosa-
Imperative : rambosy
Other spellings 

Updated on 2023/04/08