|
|
|
|

Entry (1/2)1  rakotra
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.78] [Sihanaka, Tanala] takotra, sarona
4  [1.1] Zavatra atao eo ambony zavatra hafa mba tsy hahitana azy na hiarovana azy: Rako-pandriana
Sarona
Vato fisaka lehibe izay narakotra ny loaka azo nidirana tao antampon' ny vavahady taloha raha nikodiavana kodiarambato lehibe izay natao hidiny ny vavahady
Explanations in English  5  [1.2] a cover of any kind. See Takotra.
6  [1.7] a cover
Explanations in French  7  [1.8] couvercle, ce qui couvre
Derivatives 
8  Active verbs :
9  Passive verbs :
10  Relative verbs :
11  Names :
12  Adjectives :
Compound words 

Entry (2/2)16  rakotra
Part of speech  17  passive verb
Explanations in French  18  [1.8] couvert
Examples  19  rakotra ny tany sy ny tokotany rehetra: [2.472]

Anagrams  20  arakotr, rakotra, rotraka

Updated on 2023/05/23