Entry rakotra
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Sihanaka, Tanala] Takotra, sarona [1.78]
 Zavatra atao eo ambony zavatra hafa mba tsy hahitana azy na hiarovana azy: Rako-pandriana
Sarona
Vato fisaka lehibe izay narakotra ny loaka azo nidirana tao antampon' ny vavahady taloha raha nikodiavana kodiarambato lehibe izay natao hidiny ny vavahady [1.1]
Explanations in English A cover of any kind. See Takotra. [1.2]
 A cover [1.7]
Explanations in French Couvercle, ce qui couvre [1.8]
Derivatives 
 
Compound words 

Entry rakotra
Part of speech passive verb
Explanations in French Couvert [1.8]
Examples Rakotra ny tany sy ny tokotany rehetra: [2.472]

Anagrams 

Updated on 2023/05/23