| Entry | 1 rakipahalalana |
| Elementary words | 2 rakitra, 3 fahalalana |
| Part of speech | 4 noun |
| Explanations in Malagasy |
5 tahirin-tsoratra aman-tsary mirakitra fintina fahalalana narafitra avy amina voka-pirakohana voasedra ary voasokajy isan-karanja
[1.62#861] |
| Explanations in English |
6 encyclopedia
[3.1] |
| Explanations in French |
7 encyclopédie
[1.66] |
| Examples |
8 Ny kendren' ny rakipahalalana dia ny hanangona ny fahalalana miely patrana eran-tany |
| Morphology |
|
| Updated on 2025/11/17 |
|