Entry Rajaonarivelo Auguste
Part of speech name (anthroponym) [list]
Malagasy definition Rajaonarivelo Auguste (1890-1957) ( Auguste Rajon, Astre) [3.1]
 Anisan' ny mpanoratra manan-talenta sy mikaly indrindra ary nanoratra betsaka koa Auguste Rajon - izay anarana indrana ihany, toy ny hoe Astre koa - fa Auguste Rajaonarivelo (1890-1957) no tena anarany. [Rajemisa: Fiteny 4 page 30]
Vocabulary 
Literary works Angolangolan' ny Tanora
Antananarivo miantsena
Bina
Havesatry ny harena
Robin' Ikamadonto

2017/08/04