Entry (1/2) | 1 rajako |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Karazam-biby izay manakaikikaiky ny olombelona amin' ny rafitry ny tenany, ny fomba fandraisany zavatra, satria mifanohitra amin' ny rantsantanany efatra ny ankibeny ka afaka mamihinazavatra izy Enti-milaza tarehy na bika mampitahotra ananan' ny olona |
Explanations in English |
4 [1.2] see Jako 5 [1.7] a monkey (African) |
Explanations in French |
6 [1.54] singe 7 [1.8] singe (africain) |
Vocabulary |
8 Zoology: mammals |
Synonyms | 9 jako |
Article |
10 Randzavola: rajako ao amin' ny Baiboly |
Entry (2/2) | 11 rajako |
Part of speech | 12 noun |
Explanations in English |
13 [2.233] Perrier's sifaka, Perrier de la Bathie's sifaka, Perrier's simpona (Propithecus diadema perrieri) |
Explanations in French |
14 [2.233] propithèque de Perrier (Propithecus diadema perrieri) |
Vocabulary |
15 Zoology: mammals |
Tables and plates |
16 The Lemurs |
Updated on 2022/07/18 |