Entry raiki-tahotra (raikitra, tahotra)
Part of speech expression
Malagasy definition feno horohoro, azon'ny tahotra sy ny horohoro mafy [Rajemisa 1985]
English translation Stuck with fear [Richardson 1885]
 frightened, terrified [Hallanger 1973]
French translation √©pouvant√© [Rajaonarimanana 1995]
Examples Nivarahontsana sy raiki-tahotra foana teo Rasoa nandre ny fandrahonan-janany azy. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 84]

Updated on 2020/07/31