Entry raha tahiny ka
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Toy ny raha tsotra ihany, saingy manantitrantitra kokoa ny fisian' ilay fepetra: Raha tahiny ka mihira ianao, dia homeko vola [1.1]
Examples 
1Ny afo arehitra raha tahiny ka mba diso aoriana kely izahay [2.332]
2ireo mpihevitra fa andevozina ny sainy raha tahiny ka mino izy [2.313]
3inona no fampiononana ataony amin' ilay anankiray raha tahiny ka mba malahelo koa izy io? [2.314]
Other spellings 

Updated on 2021/10/04