Entry | 1 Raharolahy Elie |
Elementary words | 2 Raharolahy, Elie |
Part of speech | 3 name (anthroponym) |
Explanations in Malagasy |
4 Raharolahy Elie (1901-1949) (Ny Erika, Harioley, Dorshonam) [3.1] 5 Mpanoratra tantara foronina indrindra no ahalalana Ny Erika. Raharolahy no tena anarany nefa mbola nanana solon' anarana hafa koa izy eo amin' ny sahan' ny literatiora, dia i Harioley, Dorshonam [2.313] |
Vocabulary |
6 Literature: authors |
Literary works |
7 Ikakilay sy Ifaralahy |
Tables and plates |
8 Full list |
Updated on 2023/11/20 |