Entry rahampitso (raha, ampitso)
Part of speech adverb [full list]
Explanations in Malagasy Enti-milaza ny andro manaraka ny anio: Talata anio, alarobia rahampitso ~ Handeha ho any Toamasina izy rahampitso [Rajemisa 1985]
Explanations in English tomorrow; lit. when tomorrow. See ampitso [Richardson 1885]
 tomorrow [Hallanger 1973]
Explanations in French demain [Abinal 1888, Hallanger 1974]
Vocabulary 
Examples 
1Miverena eto ialahy rahampitso tahaka izao? [Andriamalala: Ranomasina, page 56]
2Raha rahampitso dia homeko olona ianareo roa lahy handeha, hoy izy. [Andraina: Mitaraina, page 211]
Quotes 

Updated on 2020/07/31