|
|
|
|

Entry1  rahampitso
Elementary words  2  raha, ampitso
Part of speech  3  adverb [Full list]
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Enti-milaza ny andro manaraka ny anio: Talata anio, alarobia rahampitso ~ Handeha ho any Toamasina izy rahampitso
Explanations in English  5  [1.2] tomorrow; lit. when tomorrow. See ampitso
6  [1.7] tomorrow
Explanations in French  7  [1.3, 1.8] demain
Examples  8  [2.471] Miverena eto ialahy rahampitso tahaka izao?
9  [2.472] Raha rahampitso dia homeko olona ianareo roa lahy handeha, hoy izy.
Vocabulary  10  Time
Proverbs  11  Proverbs containing the word rahampitso

Anagrams  12  hisompatra, rahampitso

Updated on 2025/02/02