Entry rafara
Elementary words ra- ; fara
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Anarana iantsoana sy ilazana ny zanaka vavy zandriny indrindra amin' ny nateraka [1.1]
Examples an-dRabodozafimanjaka vavy matoa, sy Andriamahanona, sy Razanabahoaka, sy Raseheno, sy Ratsimisotry, sy Andriantseheno lahy, sy Rafara. [2.48]
Vocabulary 
Synonyms rafaravavy
Compound words 

Anagrams 

Updated on 2023/11/27