Entry | 1 Radama I |
Part of speech | 2 name (anthroponym) [Full list] |
Explanations in Malagasy |
3 [2.113] Radama I (±1793-1828, manjaka 1810-1828) Valo ambin' ny folo taona Radama fony nanombaka nanjaka nandimby an-drainy ary nanjaka 18 taona. Na dia kelikely ray aza dia tsara toe-batana, maherihery maso, mavitribitrika ary nahagaga ny hakingan-tsainy nahaforonany eo ho eo ny zava-kendreny. Nisy Temoro roa lahy nampianatra azy nanoratra tamin' ny litera arabo. Ratsilikanina sy Andriamahazonoro no anaran' ireo Temoro nohafaran' Andrianampoinimerina hitaiza an-dRadama. ... |
Examples |
4 [2.508#508] Niamboho tamin' ny 27 jolay 1828 Radama I. 5 [2.113#93] Nanao fanekena Radama sy ny Govememanta Englisy. |
Vocabulary |
6 History: individuals |
Elementary words | 7 Radama, I |
Titles |
Illustrations |
|
Anagrams | 12 amadira, Radama I |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |