|
|
|
|

Entry1  raban-tsahona
Elementary words  2  raba, sahona
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  [1.1] feon' ny sahona mihoraka
fikorontanana noho ny tsy fisian' ny mpitondra fa samy manao izay tiany ny olon-drehetra
Explanations in English  5  [1.2] Irregularity, disorder, insubordination, lawless government, anarchy. See barnahiny, and baroa. This former part of this word is probably a corruption of arahaba
Explanations in French  6  [1.3] coassement des grenouilles
Fig. anarchie, désordre
Vocabulary  7  Zoology: (in general)
Synonyms  8  fanjakana raban-tsahona, fanjakan' i baroa, fanjakan' i baroa, fanjakan' i baroa, tany manjaka hova
Compound words 

Updated on 2023/02/14