| Entry | 1 proma |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 voalohany, (mahazo) ny laharana voalohany:
4 Nahatsiaro ny kanetiny tao am-paosiny i Koto, nefa tsy nety nijanona na dia minitra iray akory aza hijerena izay kanety nahazo proma (Raharolahy) 5 Ny mitarika ny lalao eo am-piandohana: 6 Mbola aorianako ialahy fa izaho ny proma [1.1] |
| Anagrams | proma, 7 rompa |
| Updated on 2025/11/17 |
|