Entry | 1 potehina |
Root | 2 potika |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Atao motika, atao torotoro: Nopotehiny ny bokiko ka tsy manaiky aho Alaina baraka: Nopotehiny ny lazan' ny rahalahiny, tamin' ny endrikendrika sy ny fosafosa |
Explanations in English |
5 [1.7] to be broken into small pieces |
Explanations in French |
6 [1.8] qu'on casse, qu'on brise en petits morceaux |
Morphology |
|
Synonyms | 11 potipotehina |
Anagrams | 12 hopineta, ipotehan, nipoteha, nopetahi, potehina |
Updated on 2023/01/20 |