Entry posy
Part of speech noun
Malagasy definition [frantsay pousse-pousse] Karazana kalesy kodiaran-droa, taritin' olona, izay antsoina hoe borizano, ampiasaina amin' ny fitaterana amin' ny tanàn-dehibe sasantsasany; amin' ny tanàna misy havoana sy lemaka, dia roa ny borizano mitondra ny posy: ny iray mitarika ary ny iray manosika [Rajemisa 1985]
Vocabulary 
Origin French: pousse-pousse.
Synonyms posiposy
Illustrations 

Entry posy
Part of speech noun
Malagasy definition ventin-drefin-kalavana anglisy [SLP 1986]
French definition pouce [SLP 1986]
Vocabulary 

2010/09/14